For faster navigation, this Iframe is preloading the Wikiwand page for Tanakh.

Tanakh

Ny Tanakh, Tanak na Thanak izay atao hoe koa Baiboly hebreo dia fitambaran' ny boky mitovy amin' izay hita ao amin' ny Testamenta Taloha araka ny lisitry ny boky ao amin' ny Baiboly prôtestanta, ka ampiasaina ao amin' ny fivavahana jiosy (jodaisma). Mizara telo lehibe ny Tanakh, dia ny Torah ("lalàna") sy ny Nevi'im ("Mpaminany") ary ny Ketûvim ("Soratra").

Ny Tanakh

Fiforonan-teny

[hanova | hanova ny fango]

Ny teny hoe Tanakh (תַּנַ"ךְ), Thanak na Tanak dia fanafohezana ny andian-teny hebreo hoe:

  • Tôrah (תּוֹרָה) sy
  • Nevi'im (נְבִיאִים) ary
  • Ketûvim (כְּתוּבִים).

Ireo dia manondro ny fizaràna telo hita ao amin' ny Baiboly hebreo. Ny hoe Tôrah dia azo adika hoe "lalàna"; ny Nevi'im (na Nebi'im) dia azo adika hoe "mpaminany (maro)" ary ny hoe Ketûvim (na Ketûbim) dia azo adika hoe "soratra (maro)".

Firafitry ny Tanakh

[hanova | hanova ny fango]

Mizara telo ny Tanakh, dia ny Tôrah ("lalàna") sy ny Nevi'im ("mpaminany") ary ny Ketuvim ("soratra"). Tsy mifanandrify tanteraka amin' ny fizaràn' ny Kristiana ny Testamenta Taloha izany. Misy boky 24 ny ao amin' ny Tanakh. Ny boky iray ao amin' ny Tanakh dia mety hisaraka roa na maro ao amin' ny Baiboly kristiana. Ao amin' ny Torah ihany izany no tsy mitranga. Ny anaran' ireo boky ao amin' ny Tanakh dia manomboka amin' ny teny hebreo hoe Sefer izay adika hoe "boky" na "horonana" ("horonam-boky").

Ny Torah (תּוֹרָה "Lalàna") dia ahitana boky dimy, ireo atao hoe Boky dimin' i Mosesy. Toy izao avy ny anaran' ireo boky ireo amin' ny teny hebreo ary ny fifanandrifian' ny anarana ao amin' ny Torah sy ny Pentateoka:

  • Sefer Bereshit (בראשית "Tamin' ny Voalohany"): Genesisy (na Jenezy)
  • Sefer Shemot (שמות "Anarana"): Eksôdôsy (na Eksaody)
  • Sefer Vayikra (ויקרא "Ary niantso izy"): Levitikosy (na Levitika)
  • Sefer Bemidbar (במדבר "Ao an-tany efitra"): Nomery (na Fanisana)
  • Sefer Devarim (דברים "Teny")  : Deoterônômia (na Deoterônômy)

Ny Nevi'im

[hanova | hanova ny fango]

Ny Nevi'im (נְבִיאִים "Mpaminany") dia mizara roa: ny Nevi'im rishonim (נביאים ראשונים "mpaminany taloha") sy ny Nevi'im aharonim (נביאים אחרונים "mpaminany farany" na "mpaminany taoriana").

Ny Nevi'im rishonim

[hanova | hanova ny fango]

Misy boky efatra ny ao aminan' ny Nevi'im rishonim ka ireto avy izy ireo:

  • Sefer Yehoshua (יהושע): Jôsoa (Jôsoe)
  • Sefer Melakhim (מלכים): Mpanjaka (Mpanjaka voalohany sy Mpanjaka faharoa)

Ny Nevi'im aharonim

[hanova | hanova ny fango]

Ny bokin' ny mpaminany sisa rehetra dia ao amin'ny vondron'ireo atao hoe Nevi'im aharonim; ireto avy izy ireo:

  • Sefer Yeshayahu (ישעיהו): Isaia (na Izaia)
  • Sefer Yirmeyahu (ירמיהו): Jeremia

Ny bokin'ny mpaminany 12 voalaza etsy ambony sady atao hoe Trei Assar dia ireto avy:

  • Sefer Hoshea (הושע): Hôsea (na Ôsea)
  • Sefer Yoel (יואל): Jôela (na Jôely)
  • Sefer Amos (עמוס): Amôsa (na Amôsy)
  • Sefer Ovadiyah (עובדיה): Ôbadia (na Abdiasa)
  • Sefer Yohnah (יונה): Jôna
  • Sefer Mikhah (מיכה): Mika (na Mikea)
  • Sefer Nakhum (נחום): Nahoma
  • Sefer Khavakuk (חבקוק): Habakòka
  • Sefer Tsefaniyah (צפניה): Zefania (na Sôfônia)
  • Sefer Khaggai (חגי): Hagay (na Akjea)
  • Sefer Zekhariyah (זכריה): Zakaria
  • Sefer Malakhi (מלאכי): Malakia

Ny Ketuvim

[hanova | hanova ny fango]

Ny Ketûvim (כְּתוּבִים "Soratra") dia misy boky 11. Ireto avy izany:

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]
{{bottomLinkPreText}} {{bottomLinkText}}
Tanakh
Listen to this article

This browser is not supported by Wikiwand :(
Wikiwand requires a browser with modern capabilities in order to provide you with the best reading experience.
Please download and use one of the following browsers:

This article was just edited, click to reload
This article has been deleted on Wikipedia (Why?)

Back to homepage

Please click Add in the dialog above
Please click Allow in the top-left corner,
then click Install Now in the dialog
Please click Open in the download dialog,
then click Install
Please click the "Downloads" icon in the Safari toolbar, open the first download in the list,
then click Install
{{::$root.activation.text}}

Install Wikiwand

Install on Chrome Install on Firefox
Don't forget to rate us

Tell your friends about Wikiwand!

Gmail Facebook Twitter Link

Enjoying Wikiwand?

Tell your friends and spread the love:
Share on Gmail Share on Facebook Share on Twitter Share on Buffer

Our magic isn't perfect

You can help our automatic cover photo selection by reporting an unsuitable photo.

This photo is visually disturbing This photo is not a good choice

Thank you for helping!


Your input will affect cover photo selection, along with input from other users.

X

Get ready for Wikiwand 2.0 🎉! the new version arrives on September 1st! Don't want to wait?