For faster navigation, this Iframe is preloading the Wikiwand page for Nevi'im.

Nevi'im

Ny Nevi'im na Nebi'im ("mpaminany") dia ilazàna ireo boky izay mamorona ny fizaràna faharoa ao amin’ ny Baiboly hebreo (atao hoe Tanakh) manomboka eo amin’ ny Bokin’ i Jôsoa ka miafara amin’ny Bokin' i Malakia. Ny fizaràna atao hoe Torah no eo alohany fa ny fizaràna atao hoe Ketuvim koasa no ao aoriany. Tsy afangaro amin' ny lazain' ny Kristiana hoe "bokin'ny mpaminany" ny "Mpaminany" na "Nevi'im" ao amin' ny Baiboly hebreo.

Fiforonan-teny

[hanova | hanova ny fango]

Ny hoe nevi’im dia teny hebreo (נְבִיאִים‬ / Nəḇî'îm) izay midika hoe “mpaminany (maro)”. Ny endrika milaza tokan’ io teny io dia nabî (“mpaminany (tokana)”). Araka ny lovantsofina dia mpaminany no nanoratra an’ireo boky isan’ ny atao hoe Nebi’im ireo.

Fizaràn' ny Nevi’im

[hanova | hanova ny fango]

Mizara roa indray ny Nevi’im dia ny Nevi'im rishonim (נביאים ראשונים / "mpaminany taloha") sy ny Nevi'im aharonim (נביאים אחרונים / "mpaminany farany" na "mpaminany taoriana"). Ny “mpaminany taloha” dia ilazàna ireo boky nosoratana talohan’ ny Fahababoan’ ny Zanak’ i Israely tany Babilôna fa ny “mpaminany taoriana” kosa dia enti-manondro ireo boky voasoratra taorian’ izany fahababoana izany. Ny Bokin’ i Daniela dia tsy voasokajy ao amin’ny Nevi’im na isain' ny Kristiana ao amin' ireo atao hoe " bokin' ny mpaminany".

Ny Nevi’im rishonim na Mpaminany taloha

[hanova | hanova ny fango]

Ny Nevi’im rishonim dia ireo boky sokajîn’ny Kristiana ho boky ara-tantara. Misy boky efatra ny ao amin'ny Nevi'im rishonim dia ireto avy:

  • Sefer Yehoshua (ספר יהושע‎ ) na Yehoshua  : Jôsoa
  • Sefer Shoftim (ספר שופטים) na Shoftim : Mpitsara

Marihina fa tsy misaraka ho boky roa ireo Bokin’ ny Mpajaka ao amin’ ny Baiboly hebreo, torak'izany koa ny Bokin' i Samoela.

Ny Nevi'im aharonim na Mpaminany taoriana.

[hanova | hanova ny fango]

Ny bokin'ny mpaminany sisa rehetra dia ao amin'ny vondrona atao hoe Nevi'im aharonim. Ny Kristiana dia manasokajy azy ireo ao amin’ny atao hoe bokin’ ny mpaminany, nefa tsy ny bokin'ny mpaminany rehetra no isan'ny Nevi'im aharonim, ohatra amin'izany ny Bokin' i Daniela izay voasokajy ao amin'ny Ketuvim ("soratra"). Miisa efatra ny boki’ireo mpaminany taoriana, dia ireto avy:

  • Sefer Yeshayahu (ספר ישעיהו) na Yeshayahu: Isaia
  • Sefer Yrmeyahu (ספר יִרְמְיָהוּ) na Yrmeyahu: Jeremia
  • Sefer Yehezkael (ספר יחזקאל) na Yehezkael: Ezekiela

Ireo mpaminany taoriana telo voalohany dia atao hoe “mpaminany lehibe”. Ny Trei Assar dia manambatra ireo mpaminany miisa roa ambin’ny folo atao hoe "mpaminany madinika" – dia ireto avy: Sefer Hoshea (ספר הושע) (Hôsea), Sefer Yo'el (ספר יואל) (Jôela), Sefer Amos (ספר עמוס) (Amosa), Sefer Ovadiyah (ספר עובדיה) (Ôbadia), Sefer Yohnah (ספר יונה) (Jona), Sefer Mikhah (ספר מיכה) (Mika), Sefer Nahum (ספר נחום) (Nahoma), Sefer 'Havakuk (ספר חבקוק) (Habakoka), Sefer Tsefaniyah (ספר צפניה) (Zefania), Sefer Haggai (ספר חגי) (Hagay), Sefer Zekhariyah (ספר זכריה) (Zakaria) ary Sefer Malakhi (ספר מלאכי) (Malakia).

Jereo koa:

[hanova | hanova ny fango]
{{bottomLinkPreText}} {{bottomLinkText}}
Nevi'im
Listen to this article

This browser is not supported by Wikiwand :(
Wikiwand requires a browser with modern capabilities in order to provide you with the best reading experience.
Please download and use one of the following browsers:

This article was just edited, click to reload
This article has been deleted on Wikipedia (Why?)

Back to homepage

Please click Add in the dialog above
Please click Allow in the top-left corner,
then click Install Now in the dialog
Please click Open in the download dialog,
then click Install
Please click the "Downloads" icon in the Safari toolbar, open the first download in the list,
then click Install
{{::$root.activation.text}}

Install Wikiwand

Install on Chrome Install on Firefox
Don't forget to rate us

Tell your friends about Wikiwand!

Gmail Facebook Twitter Link

Enjoying Wikiwand?

Tell your friends and spread the love:
Share on Gmail Share on Facebook Share on Twitter Share on Buffer

Our magic isn't perfect

You can help our automatic cover photo selection by reporting an unsuitable photo.

This photo is visually disturbing This photo is not a good choice

Thank you for helping!


Your input will affect cover photo selection, along with input from other users.

X

Get ready for Wikiwand 2.0 🎉! the new version arrives on September 1st! Don't want to wait?