For faster navigation, this Iframe is preloading the Wikiwand page for Vanila.

Vanila

Vonin-davanila

Ny vanila na lavanila dia zava-manitra fanao amin' ny sakafo izay azo avy amin' ny karazana ôrkidea sasany maniry toy ny vahy amin' ny faritra mafana sy manorana, avy any Amerika Afovoany, ka ny Vanilla planifolia no tena fantatra amin' izany. Ny teny nohagasina hoe vanila dia avy amin' ny fiteny espaniôla hoe vainilla.

Ny fitombon'ny vanila

[hanova | hanova ny fango]
Foto-banila mandady aminny hazo

Ny karazana vanila fiotiana dia ny Vanilla planifolia. Avy tany Mekisiko no nihaviana kanefa dia hita manerana toerana mafana rehetra (trôpika). Madagasikara nofirenena voalohany amneran-tany mpamokatra azy.

Ny vanila dia zavamaniry mandady (vahy) amin' ny hazo lehibe. Rehefa avela elaela dia mirongatra ho azy. Ny voan' ny vanila, ilay manitra, no tena fantarty ny olona ka atsoiny hoe vanila. izany fofona manintra izany dia vokatry ny fahamasahan' ny voniny. Ny vovo-boniny dia aparitaky ny bibikely toy ny tantely na ny olombelona.

Ny voankazo vanila dia ilay voany toy ny tsaramaso maintso. Ny voniny dia miloko mainty ohatra ny vovoka ary io no tena manitra sy miparitaka raha avela tsy otazana. Ny voniny dia tsy maniry anaty tany fa toa ny holatra.

Ny tantarany

[hanova | hanova ny fango]
Ire lohalaharana amin' ny famokarana vanila

tamin' ny taona 2005
(taonina)

Madagasikara 3.0
India 2.4
Sina 1.0
Meksika 0.2
Torkia 0.2
Komoro 0.1
Totaly maneran-tany 7.3
Source:
UN Food & Agriculture Organization (FAO)
[1] Archived Jiona 19, 2006 at the Wayback Machine

Ny Espaniôla no nitondra ny vanila avy any Mekisiko tamin' ny fotoanan' ny fitetezan-tany any Amerika. Ny orinasa Coca-Cola no tena mpividy azy hatramin' ny taona 1985. Nanomboka tamin' ny 1985 dia nampiasa vanillin (mitovy tsiro amin' ny vanila kanefa dia vita simika) ny orinasa Coca-Cola ka tsy nila vanila intsony ka nahatonga ny fitontongan' ny toekaren' i Madagasikara. Lasa 20 $ amerikana ny vidin' ny iray kilao tamin' izany fotoana izany. Nitentina 500 $ izy tamin' ny taona 2004. Nidina indray izany tamin' ny 2005.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]
{{bottomLinkPreText}} {{bottomLinkText}}
Vanila
Listen to this article

This browser is not supported by Wikiwand :(
Wikiwand requires a browser with modern capabilities in order to provide you with the best reading experience.
Please download and use one of the following browsers:

This article was just edited, click to reload
This article has been deleted on Wikipedia (Why?)

Back to homepage

Please click Add in the dialog above
Please click Allow in the top-left corner,
then click Install Now in the dialog
Please click Open in the download dialog,
then click Install
Please click the "Downloads" icon in the Safari toolbar, open the first download in the list,
then click Install
{{::$root.activation.text}}

Install Wikiwand

Install on Chrome Install on Firefox
Don't forget to rate us

Tell your friends about Wikiwand!

Gmail Facebook Twitter Link

Enjoying Wikiwand?

Tell your friends and spread the love:
Share on Gmail Share on Facebook Share on Twitter Share on Buffer

Our magic isn't perfect

You can help our automatic cover photo selection by reporting an unsuitable photo.

This photo is visually disturbing This photo is not a good choice

Thank you for helping!


Your input will affect cover photo selection, along with input from other users.

X

Get ready for Wikiwand 2.0 🎉! the new version arrives on September 1st! Don't want to wait?