For faster navigation, this Iframe is preloading the Wikiwand page for Valan-javaboarim-pirenena Andohahela.

Valan-javaboarim-pirenena Andohahela

Ala ao amin' ny Valan-javaboarin' Andohahela

Ny Valan-javaboarim-pirenana Andohahela dia valan-javaboary ao amin' ny Faritra Anosy, any amin' ny tapany atsimo-atsinanan' i Madagasikara. Mahavariana ny ao noho ny toeram-ponenan' ny biby hita ao anatiny. Ity valan-javaboary ity dia manana velarana 760 km2 ao amin' ny tandavan-tendrombohitra Anosy, izay faritra atsimo indrindra amin' ny tany avo afovoan' Madagasikara ary ahitana ala mando farany any amin' ny faritra atsimo amin' i Madagasikara.

Voasoratra ao amin' ny Lova Iraisam-Pirenena ilay valan-javaboary tamin' ny taona 2007 amin' ny maha anisan' ny ala trôpikaly any Atsinanana azy. Ity valan-javaboary ity dia azo idirana amin' ny lalam-paritany tsy vita tara RIP118 avy ao Soanierana. Faritra arovana nanomboka tamin' ny taona 1939 i Andohahela saingy tsy lasa valan-javaboarim-pirenena raha tsy tamin' ny taona 1998.

Hita taratra amin' ny karazam-biby maro hita ao ny karazan-toera-ponenana ao Andohahela, ary io valan-javaboary io no toerana ahitana karazana gidro betsaka indrindra eto Madagasikara. Karazana 15 no voarakitra an-tsoratra, anisan' izany ny roa amin' ny karazana mampalaza indrindra an' i Madagasikara, dia ny hira (Lemur catta) sy ny sifa-bilany (Propithecus verreauxi). Anisan' ny hita ao amin' ilay valan-javaboary ny karazana biby mandady na mikisaka 67 tsy fahita firy ny karazana katsatsaka sy sokatra ary bibilava, ao koa ny karazana vorona 130 sy karazana sahona dimampolo tsy fahita firy. Hita ao koa ny karazana rofia menavozona (Dypsis decaryi) dia tsy hita afa-tsy ao.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Valan-javaboary

{{bottomLinkPreText}} {{bottomLinkText}}
Valan-javaboarim-pirenena Andohahela
Listen to this article

This browser is not supported by Wikiwand :(
Wikiwand requires a browser with modern capabilities in order to provide you with the best reading experience.
Please download and use one of the following browsers:

This article was just edited, click to reload
This article has been deleted on Wikipedia (Why?)

Back to homepage

Please click Add in the dialog above
Please click Allow in the top-left corner,
then click Install Now in the dialog
Please click Open in the download dialog,
then click Install
Please click the "Downloads" icon in the Safari toolbar, open the first download in the list,
then click Install
{{::$root.activation.text}}

Install Wikiwand

Install on Chrome Install on Firefox
Don't forget to rate us

Tell your friends about Wikiwand!

Gmail Facebook Twitter Link

Enjoying Wikiwand?

Tell your friends and spread the love:
Share on Gmail Share on Facebook Share on Twitter Share on Buffer

Our magic isn't perfect

You can help our automatic cover photo selection by reporting an unsuitable photo.

This photo is visually disturbing This photo is not a good choice

Thank you for helping!


Your input will affect cover photo selection, along with input from other users.

X

Get ready for Wikiwand 2.0 🎉! the new version arrives on September 1st! Don't want to wait?