For faster navigation, this Iframe is preloading the Wikiwand page for
Shoah.
Shoah
Ny Shoah dia fandripahana tsy misy fanavahana ny Jiosy nataon' ny fitondran' ny Nazi tao Alemainanandritra ny Ady Lehibe Faharoa, izay nitarika ho amin' ny fanjavonan' ny Jiosy dimy ka hatramin' ny enina tapitrisa, izany hoe roa ampahatelon' ny Jiosy tany Eorôpa sy 40 % amin' ny Jiosy manerana izao tontolo izao. Amin' ny teny hebreo dia soratana hoe שואה, izay midika hoe "loza" na "fandringanana", izany zava-nitranga izany. Ampiasainay koa ny teny hoe "fandripahan-taranaka jiosy" na "fandringanana ny Jiosy any Eorôpa" sy ny hoe "hourban" (idisy: חורבן, "fandringanana") koa. Mbola tsy mifanaraka ny mpahay tantara sy ny mpahay teny momba ny fomba filaza tena mety hanondroana izany.
This browser is not supported by Wikiwand :( Wikiwand requires a browser with modern capabilities in order to provide you with the best reading experience. Please download and use one of the following browsers:
Your input will affect cover photo selection, along with input from other users.
X
Get ready for Wikiwand 2.0 🎉! the new version arrives on September 1st! Don't want to wait?
Oh no, there's been an error
Please help us solve this error by emailing us at support@wikiwand.com
Let us know what you've done that caused this error, what browser you're using, and whether you have any special extensions/add-ons installed.
Thank you!