For faster navigation, this Iframe is preloading the Wikiwand page for Pseodepigrafa (prôtestantisma).

Pseodepigrafa (prôtestantisma)

Ny pseodepigrafa na soratra pseodepigrafa na boky pseodepigrafa dia ilazan' ny Prôtestanta ireo soratra sy boky ataon' ny Katôlika hoe "apôkrifa", izany hoe tsy isan' ny kanônan' ny Baiboly katôlika. Izay ataon' ny Prôtestanta hoe lahatsoratra na boky apôkrifa dia ireo izay lazain' ny Katôlika hoe lahatsoratra na boky deoterôkanônika. Voafetra ny isan' ny boky ataon' ny Prôtestanta hoe apôkrifa noho izy ireo voafetran' ny lisitry ny soratra sy boky deoterôkanônikan' ny Baiboly katôlika, fa ny lisitry ny lahatsoratra sy boky pseodepigrafa kosa dia tsy voafetra. Ireto misy ohatra amin' ny boky pseodepigrafa malaza: Bokin' i Henôka, Boky fahatelon' ny Makabeo, Boky fahefatry ny Makabeo, Salamon' i Sôlômôna.

Fiforonan-teny

[hanova | hanova ny fango]

Ny teny nogasina hoe pseodepigrafa dia avy amin' ny teny grika hoe ψευδής / pseudḗs (izay midika hoe "sandoka" na "tsy marina") sy ny hoe ἐπιγραφή / epigraphḗ (izay midika hoe "soratra voasokitra" na "anarana"). Araka io hevi-teny voalohany io, ny soratra na boky pseodepigrafa dia soratra na boky lazaina ho nosoratan' olona izay fantatra fa tsy nanoratra azy.

Tsy araka io hevi-teny voalohany io tanteraka ny fampiharan' ny Prôtestanta io teny io amin' ny lahatsoratra na boky lazainy ho pseodepigrafa. Rehefa ataon' ny manampahaizana mantsy ny tsikera sy ny fanadihadiana ny nanoratana ny Baiboly dia hita fa maro ny lahatsoratra sy boky kanônika na apôkrifa ao amin' ny Baiboly, araka ny fijery prôtestanta, izay mitondra anaran' olona malaza ao amin' ny Baiboly, dia anaran' olona heverina fa tsy nanoratra ireo boky ireo. Noho izany, raha ampiharina ny hevitra voalohan' ny teny hoe pseodepigrafa dia ahitana lahatsoratra na boky pseodepigrafa ny ao amin' ny Testamenta Vaovao.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]
{{bottomLinkPreText}} {{bottomLinkText}}
Pseodepigrafa (prôtestantisma)
Listen to this article

This browser is not supported by Wikiwand :(
Wikiwand requires a browser with modern capabilities in order to provide you with the best reading experience.
Please download and use one of the following browsers:

This article was just edited, click to reload
This article has been deleted on Wikipedia (Why?)

Back to homepage

Please click Add in the dialog above
Please click Allow in the top-left corner,
then click Install Now in the dialog
Please click Open in the download dialog,
then click Install
Please click the "Downloads" icon in the Safari toolbar, open the first download in the list,
then click Install
{{::$root.activation.text}}

Install Wikiwand

Install on Chrome Install on Firefox
Don't forget to rate us

Tell your friends about Wikiwand!

Gmail Facebook Twitter Link

Enjoying Wikiwand?

Tell your friends and spread the love:
Share on Gmail Share on Facebook Share on Twitter Share on Buffer

Our magic isn't perfect

You can help our automatic cover photo selection by reporting an unsuitable photo.

This photo is visually disturbing This photo is not a good choice

Thank you for helping!


Your input will affect cover photo selection, along with input from other users.

X

Get ready for Wikiwand 2.0 🎉! the new version arrives on September 1st! Don't want to wait?