For faster navigation, this Iframe is preloading the Wikiwand page for Paganisma.

Paganisma

Ny paganisma, amin' ny Kristianina voalohany tamin' ny taonjato faha-4, dia ny fivavahana rehetra tao amin' ny Empira Rômana izay nanompo andriamanitra maro (pôliteista), na fivavaham-poko ankoatry ny jodaisma. Avy amin' ny teny latinina hoe pāgānus izay midika hoe "ambanivohitra" na "tambanivohitra" sy taty aoriana "sivily" ny teny nogasina hoe paganisma. Tamin' ny andron' ny Empira Rômana, ny olona dia voasokajy ao amin' ny kilasin' ny Pagàna, noho izy ireo niha tambanivohitra sy niha mponin' ny faritany ivelan' ny renivohitra, raha oharina amin' ny mponina kristiana, na noho izy ireo tsy milites Christi ("miaramilan' i Kristy"). Ny sorona ara-pombafomba dia ampahany manan-danja amin' ny fivavahana grekô-rômana fahiny ary noheverina ho famantarana raha Pagàna na Kristiana ny olona iray. Ny paganisma dia nilazana indrindra ny "fivahan' ny tantsaha".

Nandritra ny Andro Antenatenany sy taorian' ny Andro Antenatenany, ny teny hoe paganisma dia nampiharina tamin' ny fivavahana tsy kristiana rehetra, ary noheverina ho manondro ny fivavahana amin' andriamani-tsy izy ilay teny.

Iadian-kevitra ny niandohan' ny fampiasana ny teny hoe pagàna hiazana ny pôliteisma. Tamin' ny taonjato faha-19, ny teny hoe paganisma dia noraisin' ireo vondro-mpanakanto isan-karazany izay naka aingam-panahy avy amin' ny Tontolo Taloha hanondroany ny tenany. Tamin' ny taonjato faha-20, dia nanjary nampiharin' ireo mpanaraka ny neôpaganisma sy ny hetsika neôpagàna ary ireo mpamerina indray ny pôliteisma ho famaritana ny tenany. Matetika ny fanao ao amin' ny paganisma môderina dia mampiditra finoana na fanao, toy ny fivavahana amin' ny zavaboary, izay tsy mitovy amin' ny an' ireo fivavahana lehibe indrindra eran-tany.

Ny fahalalana ankehitriny momba ny fivavahana sy ny finoan' ny Pagàna taloha dia avy amin' ny loharano maro, anisan' izany ny firahetana ny saham-pikarohan' ny antrôpôlôjia, sy ny zavatra hitan' ny arkeôlôjia, ary ny fitantaran' ireo mpanoratra fahiny momba ny kolontsaina fantatra tamin' ny Andro Taloha Klasika (taonjato faha-8 tak. JK. sy ny taonjato faha-6 taor. J.K.).

Ny ankamaroan' ny fivavavahana neôpagàna amin' izao fotoana izao dia maneho fomba fijery panteista, panenteista, pôliteista na animista an' izao tontolo izao, fa ny sasany dia mônôteista.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]
{{bottomLinkPreText}} {{bottomLinkText}}
Paganisma
Listen to this article

This browser is not supported by Wikiwand :(
Wikiwand requires a browser with modern capabilities in order to provide you with the best reading experience.
Please download and use one of the following browsers:

This article was just edited, click to reload
This article has been deleted on Wikipedia (Why?)

Back to homepage

Please click Add in the dialog above
Please click Allow in the top-left corner,
then click Install Now in the dialog
Please click Open in the download dialog,
then click Install
Please click the "Downloads" icon in the Safari toolbar, open the first download in the list,
then click Install
{{::$root.activation.text}}

Install Wikiwand

Install on Chrome Install on Firefox
Don't forget to rate us

Tell your friends about Wikiwand!

Gmail Facebook Twitter Link

Enjoying Wikiwand?

Tell your friends and spread the love:
Share on Gmail Share on Facebook Share on Twitter Share on Buffer

Our magic isn't perfect

You can help our automatic cover photo selection by reporting an unsuitable photo.

This photo is visually disturbing This photo is not a good choice

Thank you for helping!


Your input will affect cover photo selection, along with input from other users.

X

Get ready for Wikiwand 2.0 🎉! the new version arrives on September 1st! Don't want to wait?