For faster navigation, this Iframe is preloading the Wikiwand page for
Osy.
Osy
Ny osy dia karazam-biby misy nono mihinana ahitra sady mandinika, iray fianakaviana amin' ny omby izy ary maro koa ny biby mitovy karazana amin' ny osy. Raha ompiana ny osy amin' ny ankapobeny, dia tsy vitsy ny osidia toy ny hita any Kaokazy, Iràna, Iràka ary Afganistàna. Efa tany alohan' ny taonarivo faha-8 tal. J.K. no nanombohan' ny olona niompy osy. Ompiana ny osy mba hahazoana ny rononony, ny hodiny, ny volony ary ny henany. Mirefy eo amin' ny 60 sm hatramin' ny 1 m ny osy, arakaraka ny karazany. Misy somotra na ny osilahy na ny osivavy. Afaka miaina amin' ny faritra misy toetany maina sy be tendrombohitra ny osy.
This browser is not supported by Wikiwand :( Wikiwand requires a browser with modern capabilities in order to provide you with the best reading experience. Please download and use one of the following browsers:
Your input will affect cover photo selection, along with input from other users.
X
Get ready for Wikiwand 2.0 🎉! the new version arrives on September 1st! Don't want to wait?
Oh no, there's been an error
Please help us solve this error by emailing us at support@wikiwand.com
Let us know what you've done that caused this error, what browser you're using, and whether you have any special extensions/add-ons installed.
Thank you!