For faster navigation, this Iframe is preloading the Wikiwand page for Môskea.

Môskea

Ny môskea Al-Nabawi ao Medina, any Arabia Saodita

Ny môske na môskea no toeram-pivavahana ivorian' ny Mozilmana hanatanterahana ny vavaka iraisana. Teo anelanelan' ny taonjato faha-7 sy faha-16 no tena namipirobo ny fanamboarana môskea. Hodidinin' ny tilikambo (arabo: منارة / manara na مئذنة / mi’dhana) maro ny trano mamorona ny môskea, miendrika andohalambo ny tafony. Ao amin' ny iray amin' ireo tilikambo ireo no anaovana ny mouadh-dhin (arabo: مُؤَذِّن: fiantsoana amin' ny feo avo ny mpino hivavaka) mandritra ny adhan (arabo: أذان).

Fiforonan-teny

[hanova | hanova ny fango]

Ny teny frantsay hoe môsquée no nohagasina hoe môske na môskea. Io teny frantsay io dia avy amin' ny endrika italianan' io teny io hoe moschea, izay avy amin' ny endrika espaniôlan' io teny io hoe mezquita, izay avy amin' ny teny arabo hoe مسجد / masjid (izay midika ara-bakiteny hoe "toeram-piakohofana"), izay avy amin' ny teny arameana hoe masged, izay avy amin' ny fototeny prôtô-semitika izay midika hoe "mametraka ny handrina amin' ny tany".

Fampiasana ny môskea

[hanova | hanova ny fango]

Karazana môskea

[hanova | hanova ny fango]

Samihafa ny habe sy ny endriky ny môskea, ka misy:

  • ny môskea madinika (atao hoe مسجد / masjid), dia ny môskean' ny vakin-tanàna, anaovana ny vavaka andavan' andro, sy
  • ny môskea lehibe na môskean' ny Zoma (atao hoe مسجد الجَامِع / masjîd al-jâmi‘ na جَامِع / jami’ fotsiny, izay ivavahana isaky ny andro Zoma.

Fampiasana ny môskea

[hanova | hanova ny fango]

Tsy toeram-pivavahana fotsiny ny môskea fa andry ara-piarahamonina sy ara-panabeazana koa: mety hahitana madrasa, trano famakiam-boky, ivontoeram-piofanana, na oneversite koa aza. Toeram-pihaonana sy fifanakalozana eo amin' ny fiarahamona koa ny ao.

{{bottomLinkPreText}} {{bottomLinkText}}
Môskea
Listen to this article

This browser is not supported by Wikiwand :(
Wikiwand requires a browser with modern capabilities in order to provide you with the best reading experience.
Please download and use one of the following browsers:

This article was just edited, click to reload
This article has been deleted on Wikipedia (Why?)

Back to homepage

Please click Add in the dialog above
Please click Allow in the top-left corner,
then click Install Now in the dialog
Please click Open in the download dialog,
then click Install
Please click the "Downloads" icon in the Safari toolbar, open the first download in the list,
then click Install
{{::$root.activation.text}}

Install Wikiwand

Install on Chrome Install on Firefox
Don't forget to rate us

Tell your friends about Wikiwand!

Gmail Facebook Twitter Link

Enjoying Wikiwand?

Tell your friends and spread the love:
Share on Gmail Share on Facebook Share on Twitter Share on Buffer

Our magic isn't perfect

You can help our automatic cover photo selection by reporting an unsuitable photo.

This photo is visually disturbing This photo is not a good choice

Thank you for helping!


Your input will affect cover photo selection, along with input from other users.

X

Get ready for Wikiwand 2.0 🎉! the new version arrives on September 1st! Don't want to wait?