For faster navigation, this Iframe is preloading the Wikiwand page for Litisia.

Litisia

Litisia

Ny litisia na letisia dia hazo fihinam-boa avy amin' ny fianakaviana Sapindaceae, izay mamokatra voankazo azo hanina atao hoe litisia na letisia koa. Ity hazo trôpikaly ity no hany ao amin' ny vondron-karazana Litchi.

Ity hazo ity dia teratany any amin' ireto faritany sinoa telo (Guangdong sy Fujian ary Yunnan), izay nahitana ny fambolena azy nandritra ny 2 100 taona mahery. Ny ampahany hanina amin' ny voany dia ny nofony miloko fotsy be ranony izay mandrakotra vihy tokana.

Ny litisia dia mitovy amin' ny voankazo trôpikaly hafa amin' ny fianakaviana iray ihany: longane (na longani), ny rambutan (na "litisia misy volo"), ny quenettier raha amin' ny firafiny. Ny litisia no manana ny maha izy azy indrindra eo amin' ny lafiny toekarena amin’ izy ireo.

Fototra litisia

Teratany any atsimo atsinanan' i Sina sy Azia Atsimo-Atsinanana ny zana-karazana chinensis izay nampidirina ho amin' ny famokarana any amin' ny faritra trôpikaly hafa toa an' i Kambôdia, i India, i Vietnamy, i Madagasikara, i Tailandy, i Hawaii, i La Réunion,  i Mayotte, i Maorisy, i Kômôro, i Nouvelle-Calédonie,  i Martinika ary i Guadeloupe, izay mbola tsy ahitana azy firy sady tsy ahafahana mamboly azy firy noho ny fahasahiranana amin' ny fanazarana azy ny toetany ka tsy ahafaha-mioty afa-tsy kely isaky ny 5 taona, any Brezila ao amin' ny Fanjakan' i São Paulo, sns.

Vonin' ny litisia

I Sina no firenena mamokatra litisia be indrindra, arahin' i India, i Vietnamy, i Taiwan, ary i Madagasikara.

Any amin' ny ila-bolantany avaratra, ny litisia dia hanina any Azia amin' ny vanim-potoana mafana, amin' ny fotoana famokarana amin' ny volana Mey-Jona-Jolay, raha any Eorôpa kosa dia hanina amin' ny vanim-potoana mangatsiaka amin' ny faran' ny fialan-tsasatra amin' ny fahavaratra, ka ny litisia amin' izany dia nohafarina avy any amin' ny ila-bolantany atsimo.

{{bottomLinkPreText}} {{bottomLinkText}}
Litisia
Listen to this article

This browser is not supported by Wikiwand :(
Wikiwand requires a browser with modern capabilities in order to provide you with the best reading experience.
Please download and use one of the following browsers:

This article was just edited, click to reload
This article has been deleted on Wikipedia (Why?)

Back to homepage

Please click Add in the dialog above
Please click Allow in the top-left corner,
then click Install Now in the dialog
Please click Open in the download dialog,
then click Install
Please click the "Downloads" icon in the Safari toolbar, open the first download in the list,
then click Install
{{::$root.activation.text}}

Install Wikiwand

Install on Chrome Install on Firefox
Don't forget to rate us

Tell your friends about Wikiwand!

Gmail Facebook Twitter Link

Enjoying Wikiwand?

Tell your friends and spread the love:
Share on Gmail Share on Facebook Share on Twitter Share on Buffer

Our magic isn't perfect

You can help our automatic cover photo selection by reporting an unsuitable photo.

This photo is visually disturbing This photo is not a good choice

Thank you for helping!


Your input will affect cover photo selection, along with input from other users.

X

Get ready for Wikiwand 2.0 🎉! the new version arrives on September 1st! Don't want to wait?