Kolontsaina
Ny kolontsaina dia ny fitambaran'ny fomban' ny vahoaka ao amin' ny foko na faritra na firenena na kôntinenta iray. Ny siansa mandinika ny kolontsaina dia ny antrôpôlôjia sady siansa ara-tsosialy.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]- Kolontsaina malagasy
- Kolontsaina ao Gabôna
- Kolontsaina ao amin' ny Repoblika Demôkratikan' i Kôngô
- Kolontsaina ao amin' ny Repoblikan' i Kôngô
- Kolontsaina ao Roanda
- Kolontsaina ao Borondy
- Kolontsaina ao Oganda
Text is available under the CC BY-SA 4.0 license; additional terms may apply.
Images, videos and audio are available under their respective licenses.