For faster navigation, this Iframe is preloading the Wikiwand page for Kahira.

Kahira

I Kahira jerena avy eny ambony

I Kahira na Kairo no renivohitr' i Ejipta, izay tanàna lehibe indrindra ao amin' io firenena io sy manerana an' i Afrika. Atao hoe القاهرة / Al-Qāhira izy amin' ny teny arabo, fa Le Caire amin' ny teny frantsay ary Cairo amin' ny teny anglisy sy amin' ny teny maro hafa. Ao amin' ny tapany avaratra atsinana' i Ejipta no misy an' i Kahira, eo amin' ny ilany ankavanan' ny renirano Nily. Ao Kahira ny iray ampahefatry ny mponin' i Ejipta. Maro ny mpizaha tany mitsidika azy satria ao akaikiny no ahitana ireo piramida malazan' i Gizà. Tamin' ny taona 969 taor. J.K. no nanorenana ny tanànan' i Kahira. Tanàna maromaro efa nisy taloha no nitambatra ka nanome an' i Kahira. Ny tranainy indrindra amin' ireo tanàna ireo dia efa niorina tamin' ny taona 641. Tamin'ny taonjato faha-16 no nhatratra ny fara tampon' ny lazany i Kahira noho ny fandrosoan' ny raharaham-barotra tao amin' ny Ranomasina Mediteranea.

{{bottomLinkPreText}} {{bottomLinkText}}
Kahira
Listen to this article

This browser is not supported by Wikiwand :(
Wikiwand requires a browser with modern capabilities in order to provide you with the best reading experience.
Please download and use one of the following browsers:

This article was just edited, click to reload
This article has been deleted on Wikipedia (Why?)

Back to homepage

Please click Add in the dialog above
Please click Allow in the top-left corner,
then click Install Now in the dialog
Please click Open in the download dialog,
then click Install
Please click the "Downloads" icon in the Safari toolbar, open the first download in the list,
then click Install
{{::$root.activation.text}}

Install Wikiwand

Install on Chrome Install on Firefox
Don't forget to rate us

Tell your friends about Wikiwand!

Gmail Facebook Twitter Link

Enjoying Wikiwand?

Tell your friends and spread the love:
Share on Gmail Share on Facebook Share on Twitter Share on Buffer

Our magic isn't perfect

You can help our automatic cover photo selection by reporting an unsuitable photo.

This photo is visually disturbing This photo is not a good choice

Thank you for helping!


Your input will affect cover photo selection, along with input from other users.

X

Get ready for Wikiwand 2.0 🎉! the new version arrives on September 1st! Don't want to wait?