Heniheny
Ny heniheny dia velaran-tany mando izay anirian' ny zavamaniry amin' ny ampahany sady misy ranovory amin' ny ilany na eo afovoany.
Teny malagasy
[hanova | hanova ny fango]Famaritana
[hanova | hanova ny fango]Ny heniheny dia "tany ihandronan' ny ranoka manjary honahona sy feno ahitra"[1].
Teny mitovitovy hevitra
[hanova | hanova ny fango]Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Ranomasira
Ranovory
Ranomandeha
Loharano sy fanamarihana
[hanova | hanova ny fango]Text is available under the CC BY-SA 4.0 license; additional terms may apply.
Images, videos and audio are available under their respective licenses.