For faster navigation, this Iframe is preloading the Wikiwand page for Haitỳ.

Haitỳ

Repiblik Ayiti ((ht))
Repoblikan'i Haitỳ ((mg))
Sainan'i Haitỳ Fanevan'i Haitỳ
(Antsipirihany) (Antsipirihany)
Teny filamatra : L'union fait la force'
Teny ofisialy fiteny frantsay , kreôly haisianina
Renivohitra Port-au-Prince
18°32′21″N 72°20′11″W / 18.53917°N 72.33639°W / 18.53917; -72.33639
Tanàna ngeza indrindra Port-au-Prince
Fitondrana sy governemanta
 - Filoha
- Praiministra
Repoblika
Claude Joseph
Ariel Henry
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 142
27 750 km²
1,9
Isam-ponina
 - Tontaliny (2008)
 - hakitroka
faha 89
9 776 206 mpo.
352,3 mpo./km²

(({1))}

Anaran'ny mponina Haisianina
Sandam-bola Gorda (HTG)
Faritr'ora UTC -5
Hiram-pirenena La Dessalinienne
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+509

I Haitỳ, na Repoblikan' i Haitỳ, dia firenena ao Amerika Afovoany, ao amin' ireo nosy Antilia. I Port-au-Prince no renivohiny. Mirefy 27 750 km² ny velaran-taniny ary nisy mponina miisa 11 067 777 tao tamin' ny taona 2020.

Ao amin' ny ampahany andrefana amin' ny nosy Haiti (na Hispaniola) no misy ity firenena ity, ao amin' ny iray ampahatelon' izany nosy izany. Ny ampahany sisa dia an' ny Repoblika Dôminikana.

Anjakan' ny tendrombohitra ny vohon' ny tanin' i Haity, ary toetanin-jana-pehin-tany ny toetaniny. Ao amin' ny tapany atsimony no misy morontsiraka ao amin' ny Ranomasina Karaîba. Lasibatry ny rivodoza matetika ity faritra atsimo ity.

Sarin-tanin' i Haity

Ny ankamaroan' ny mponina ao Haity dia tarakana andevo mainty hoditra avy aty Afrika. Miaina amin' ny fambolena any ambanivohitra ny ankamaroan' ny mponina. Anisan' ireo firenena mahantra indrindra eto amin' izao tontolo izao i Haity. Tsy ampy ny loharanon-karena voajanahary ao aminy.

Sarin-tany maneho an' i Haity eo anivon' izao tontolo izao

Tamin' ny taona 1804 nonanambaràny ny fahaleovan-tenany nefa tamin' ny taona 1825 vao neken' ny Frantsay izany.

Lasa repoblika mainty manam-pahaleovantena voalohany izy taorian' ny tolom-piavotana haisianina (1791-1803) izay nanala ny tafik' i Napoleon Bonaparte. I Haitỳ irery no firenena miteny frantsay manam-pahaleovantena any Karaîba.

Jeôgrafia

[hanova | hanova ny fango]

Any amin' ny tapany andrefan' ny nosy Hispaniola i Haitỳ, faharoa amin' ny nosy ngeza indrindra any amin' ireo nosy Antilia. Fahatelo amin' ny firenena ngeza indrindra ao amin' ireo Antilia ny i Haitỳ, eo aorian' ny Repoblika Dôminikana sy i Kioba. Tendrombohitra fotsiny ny ankabeazan' ny tany any Haitỳ. Ny nosy hafa an' i Haitỳ koa dia:

  • La Gonave
  • l'Île de la Tortue
  • Les Cayemites
  • l'Île-à-Vache
  • La Navasse.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]
{{bottomLinkPreText}} {{bottomLinkText}}
Haitỳ
Listen to this article

This browser is not supported by Wikiwand :(
Wikiwand requires a browser with modern capabilities in order to provide you with the best reading experience.
Please download and use one of the following browsers:

This article was just edited, click to reload
This article has been deleted on Wikipedia (Why?)

Back to homepage

Please click Add in the dialog above
Please click Allow in the top-left corner,
then click Install Now in the dialog
Please click Open in the download dialog,
then click Install
Please click the "Downloads" icon in the Safari toolbar, open the first download in the list,
then click Install
{{::$root.activation.text}}

Install Wikiwand

Install on Chrome Install on Firefox
Don't forget to rate us

Tell your friends about Wikiwand!

Gmail Facebook Twitter Link

Enjoying Wikiwand?

Tell your friends and spread the love:
Share on Gmail Share on Facebook Share on Twitter Share on Buffer

Our magic isn't perfect

You can help our automatic cover photo selection by reporting an unsuitable photo.

This photo is visually disturbing This photo is not a good choice

Thank you for helping!


Your input will affect cover photo selection, along with input from other users.

X

Get ready for Wikiwand 2.0 🎉! the new version arrives on September 1st! Don't want to wait?