For faster navigation, this Iframe is preloading the Wikiwand page for Hagay.

Hagay

Ny mpaminany Hagay, sary rosiana tamin' ny taonjato faha-18.

I Hagay na Akjea dia mpaminany resahina ao amin' ny Baiboly izay anisan' ny olona nanetsiketsika ny fahatongavan-tsain' ny Jiosy taorian' ny Fahababoana mba hanamboatra indray ny Tempoly ao Jerosalema tamin’ ny taona 516 tal. J.K. Tsy dia misy zavatra firy fantatra ny amin' ny tantaran’ i Hagay manokana. Tokony ho iray amin' ny olona nentin’ i Nebokadnezara babo tany Babilôna izy.

Atao hoe חַגַּי / Ḥaggay, izay midika hoe "ny fialan-tsasatro", ny anaran' i Hagay amin' ny teny hebreo.

Nonomboka ny asany tokony ho enina taona taorian' ny fiverenan’ ny Jiosy tao Jodà izy (520 tal. J.K.). Niverina avy tany Babilôna niaraka tamin' i Zerôbabela sy naminany tao Jerosalema tokony ho tamin’ ny taona 521-520 tal. J.K. tamin’ ny nanjakan' i Dariôsy I i Hagay. Nitovitovy fotoana nahavelomana tamin’ i Zakaria sy i Malakia. Satria ny fanamboarana indray ny Tempoly dia nijanona tanatin’ ny valo taona vokatry ny zavatra nataon’ ny Samaritana. Niezaka izy sy i Zakaria namporisika ny vahoaka ka nanaitra azy ireo hifoha amin' ny torimasony, sady nitarika azy ireo mba hanararaotra ny fiovan' ny fitantanan' ny Persiana tamin' ny andron' i Dariôsy I.

Nampahatsiahiviny fa ny Tempoly dia tsy hahamasina vahoaka manao asa tsy madio. Naminany izy fa ho rava ny fanjakana persiana aorian' ny ady an-trano. I Hagay dia heverin' ny maro fa nanoratra ny boky mitondra ny anarany, dia ny Bokin’ i Hagay.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]
{{bottomLinkPreText}} {{bottomLinkText}}
Hagay
Listen to this article

This browser is not supported by Wikiwand :(
Wikiwand requires a browser with modern capabilities in order to provide you with the best reading experience.
Please download and use one of the following browsers:

This article was just edited, click to reload
This article has been deleted on Wikipedia (Why?)

Back to homepage

Please click Add in the dialog above
Please click Allow in the top-left corner,
then click Install Now in the dialog
Please click Open in the download dialog,
then click Install
Please click the "Downloads" icon in the Safari toolbar, open the first download in the list,
then click Install
{{::$root.activation.text}}

Install Wikiwand

Install on Chrome Install on Firefox
Don't forget to rate us

Tell your friends about Wikiwand!

Gmail Facebook Twitter Link

Enjoying Wikiwand?

Tell your friends and spread the love:
Share on Gmail Share on Facebook Share on Twitter Share on Buffer

Our magic isn't perfect

You can help our automatic cover photo selection by reporting an unsuitable photo.

This photo is visually disturbing This photo is not a good choice

Thank you for helping!


Your input will affect cover photo selection, along with input from other users.

X

Get ready for Wikiwand 2.0 🎉! the new version arrives on September 1st! Don't want to wait?