Fivalozana
Ny fivalozana dia fanenenana lehibe noho ny fahotana sy fanapahan-kevitra hanonitra ny hadisoana sy tsy hamerina an' izany intsony, ao amin' ny Fiangonana katôlika sy ny Fiangonana ôrtôdôksa ary ny Fiangonana anglikana no ahitana izany indrindra.
Ao amin' ny Fiangonana katôlika, ny fivalozana dia mikambana ao amin' ny sakramenta, ka ny tanjona amin' izany dia ny famelana ny fahotana: izany no atao hoe sakramentan' ny fivalozana sy ny fampihavanana izay ahitana koa ny fanenenana sy ny fiekem-pahotana.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Text is available under the CC BY-SA 4.0 license; additional terms may apply.
Images, videos and audio are available under their respective licenses.