Fiteny rômana
Ny fiteny rômana dia ireo fiteny maro nipoitra avy amin' ny fiteny latinam-bahoaka, izany hoe endriky ny fiteny latina ampiasaina amin' ny fifaneraserana andavanandro. Anisan' ny fiteny italika, izay ao amin' ny fiteny indô-eorôpeana, ny fiteny rômana. Ireto ny fiteny rômana sasany: fiteny sarda, fiteny romaniana, fiteny dalmatika, fiteny italiana, fiteny espaniola, fiteny ladino, fiteny pôrtogey, fiteny frantsay, fiteny ôksitana, fiteny katalana, fiteny rômantsa, fiteny ladîna, fiteny friôlana.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Fiteny italika:
Text is available under the CC BY-SA 4.0 license; additional terms may apply.
Images, videos and audio are available under their respective licenses.