For faster navigation, this Iframe is preloading the Wikiwand page for Fiteny arabo klasika.

Fiteny arabo klasika

Ny fiteny arabo klasika na fiteny arabo koranika no endriky ny fiteny arabo nampiasaina ho an' ny lahatsoratra tamin' ny taonjato faha-7 sy nandritra ny Andro Antenatenany, indrindra fa tao amin' ny lahatsoratra tamin' ny andron' ny Omeiada sy ny Abasida toy ny tononkalo sy ny prôzy avo lenta ary ny kabary, ary io koa no fiteny litorjika ao amin' ny fivavahana silamo. Ny fiteny arabo klasika dia ny karazan' ny ny fiteny arabo izay iorenan' ny fiteny arabo môderina mahazatra. Amin' ny fiteny arabo izany dia atao hoe العربية الفصحى التراثية / al-ʻArabīyah al-Fuṣḥā at-Turāthīyah ("ny fiteny arabo klasika mahay mandaha-teny indrindra").

Ny fitsipi-pitenenana feno amin' ny fiteny arabo klasika dia al-Kitāb nataon' ilay Persàna mozilmana Sibawayh; izany dia famakafakaba ny fitsipi-pitenenana arabo izay nifototra indrindra tamin' ireo lahatsoratra tononkalo efa nisy sy ny asan' ireo mpahay fitsipi-pitenenana teo aloha, ankoatry ny Kor'any sy ny Bedoina mpanome vaovao izay noheveriny ho mpiteny arabo azo itokisana. Ny tena nifantohan' ity asasoratra ity dia ny fanamorana ny tafsir an' ny Kor'any sy ny tatitra ara-paminaniana.

Ny fiteny arabo mahazatra ankehitriny no taranaka mivantana ampiasaina amin' izao fotoana izao manerana ny Tontolo Arabo amin' ny fanoratana sy amin' ny lahateny ôfisialy, ohatra kabary voaomana, fampielezam-peo sy fahitalavitra sasany ary votoaty tsy natao ho fialamboly. Tsy mitovy amin' ny an' ny fiteny arabo klasika ny voambolana sy ny stilistika amin' ny fiteny arabo mahazatra ankehitriny, ary ny fiteny arabo mahazatra ankehitriny dia mampiasa ampahany amin' ny fandrafetana fehezanteny misy amin' ny fiteny arabo klasika, saingy tsy niova ny fandrafetan-teny sy ny fandrafetana fehezanteny. Ao amin' ny Tontolo Arabo dia misy fanavahana kely eo amin' ny fiteny arabo klasika sy ny fiteny arabo mahazatra ankehitriny ary izy roa ireo dia antsoina amin' ny ankapobeny hoe الفصحى / al-fuṣḥā amin' ny teny arabo, midika hoe "ilay mahay mandaha-teny".

{{bottomLinkPreText}} {{bottomLinkText}}
Fiteny arabo klasika
Listen to this article

This browser is not supported by Wikiwand :(
Wikiwand requires a browser with modern capabilities in order to provide you with the best reading experience.
Please download and use one of the following browsers:

This article was just edited, click to reload
This article has been deleted on Wikipedia (Why?)

Back to homepage

Please click Add in the dialog above
Please click Allow in the top-left corner,
then click Install Now in the dialog
Please click Open in the download dialog,
then click Install
Please click the "Downloads" icon in the Safari toolbar, open the first download in the list,
then click Install
{{::$root.activation.text}}

Install Wikiwand

Install on Chrome Install on Firefox
Don't forget to rate us

Tell your friends about Wikiwand!

Gmail Facebook Twitter Link

Enjoying Wikiwand?

Tell your friends and spread the love:
Share on Gmail Share on Facebook Share on Twitter Share on Buffer

Our magic isn't perfect

You can help our automatic cover photo selection by reporting an unsuitable photo.

This photo is visually disturbing This photo is not a good choice

Thank you for helping!


Your input will affect cover photo selection, along with input from other users.

X

Get ready for Wikiwand 2.0 🎉! the new version arrives on September 1st! Don't want to wait?