For faster navigation, this Iframe is preloading the Wikiwand page for Ficus benghalensis.

Ficus benghalensis

Fihamy (Ficus benghalensis) any India

Ny Ficus benghalensis na Ficus indica na fihamy dia hazo teratany any amin' ny Zana-kôntinenta Indiana, karazana aviavy, ao amin' ny fianakaviana Moraceae.

Toy ny hazo maro hafa ao amin' ny vondron-karazana Ficus ny fihamy, ka manomboka maniry ambonin' ny hazo hafa izy, izany hoe miankin-doha amin' ny hazo hafa izay nisy vorona mpihinana voan' aviavy nametraka ny voany teo.

Voan' ny fihamy

Mamoaka faka mitsingevaheva avy eny ambony avy amin' ny sampany izy io, ka izany no lasa taho feno rehefa mipaka amin' ny tany, ary ahafahan' ilay hazo hiparitaka amin’ ny faritra midadasika. Kendainy miandalana ilay hazo niankinany ka sempotra amin' ny farany. Ity karazana ity dia afaka maniry avy amin' ny tany toy ny ankamaroan' ny hazo. Mivoatra ho hazo goavam-be izay mety maharakotra hektara maromaro ny fihamy. Afaka manana vatana lehibe miisa 350 any ho any izy ary zanany miisa 3 000 any ho any.

Teratany any India sy Pakistana ary Srilanka izy io, saingy nentina novolena any amin' ny faritra hafa manerana izao tontolo izao. Ny santionany any India dia anisan' ny hazo lehibe indrindra eran' izao tontolo izao raha ny fandrakofany velarana no heverina.

{{bottomLinkPreText}} {{bottomLinkText}}
Ficus benghalensis
Listen to this article

This browser is not supported by Wikiwand :(
Wikiwand requires a browser with modern capabilities in order to provide you with the best reading experience.
Please download and use one of the following browsers:

This article was just edited, click to reload
This article has been deleted on Wikipedia (Why?)

Back to homepage

Please click Add in the dialog above
Please click Allow in the top-left corner,
then click Install Now in the dialog
Please click Open in the download dialog,
then click Install
Please click the "Downloads" icon in the Safari toolbar, open the first download in the list,
then click Install
{{::$root.activation.text}}

Install Wikiwand

Install on Chrome Install on Firefox
Don't forget to rate us

Tell your friends about Wikiwand!

Gmail Facebook Twitter Link

Enjoying Wikiwand?

Tell your friends and spread the love:
Share on Gmail Share on Facebook Share on Twitter Share on Buffer

Our magic isn't perfect

You can help our automatic cover photo selection by reporting an unsuitable photo.

This photo is visually disturbing This photo is not a good choice

Thank you for helping!


Your input will affect cover photo selection, along with input from other users.

X

Get ready for Wikiwand 2.0 🎉! the new version arrives on September 1st! Don't want to wait?