For faster navigation, this Iframe is preloading the Wikiwand page for Donetsk.

Donetsk

Andro Fandresena tao Donetsk
"Katedralin' ny Fiovan-tarehy Masina" - ny trano fiangonana lehibe indrindra ao Donetsk

I Donetsk dia tanàna ao atsimo-atsinanana amin' i  Okraina, renivohitry ny faritr' i Donetsk, eo an-tsisin' ny sahan-drano misy an' i Donbass, ao 594 km atsimo-atsinanan' i Kyiv (na Kiev).

Atao hoe Донецьк / Dodetsk izy amin' ny teny okrainiana, fa Донецк / Donetsk kosa amin' ny teny rosiana. Taloha izy dia nantsoina taloha hoe Alexandrovka sy Yuzovka ary Stalino.

Tamin' ny taona 2017 i Donetsk dia nisy mponina miisa 918 536, fa 1 623 194 kosa izany raha atambatra amin' ny isan' ny mponina amin' ny tangoron-tanàna manodidina.

Ao amin' ny renirano  Kalmius no iorenany, tanàna lehibe indrindra ao amin' ilay sahan' aritany izy sady foibe indostrialy lehibe indrindra ao. Ny asa lehibe ao amin' io tanàna io dia mifandraika amin' ny asa fanefena sy fitrandrahana metaly sy ny famokarana vy sy vy anidina ary tsỳ. Misy ihany koa ny indostrian' ny vokatra simika sy ny famokarana sakafo ary angovon' aratra.

I Donetsk dia manana trano fanaovana ôpera sy toeram-pampianarana ambony ary toeram-pikarohana. Manana ôrkesitra simfonika koa izy.

Niorina tamin' ny taona 1870 io tanàana io rehefa nahazo alalana avy amin' ny governemanta rosiana hanamboatra lalan-damasinina amin' ny vy i John Hughes, izay mpandraharahan-taozava-baventy ekôsey. Nandroso haingana ilay tanàna tamin' ny taompolo 1920. Nandritra ny Ady Lehibe II, dia nobodoin' ny tafika alemàna io tanàna io ary niteraka fahasimbana lehibe tao izany. Nantsoina hoe Stalino io tanàna io tamin' ny taona 1924 ka hatramin' ny taona 1961, avy eo nandray ny anarany ankehitriny.

Tamin' ny taona 2014 izy no lasa renivohitry ny Repoblika Entim-Bahoakan' i Donetsk, izay nisara-bazana tamin' i Okraina ka nanambara fahaleovan-tena tamin' ny 7 Avrily 2014. Nolavina izany teo amin’ny sehatra iraisam-pirenena izany ary tsy neken’ny fanjakana 5 mpanao heloka be vava.

Nanomboka tamin'ny 2014, ny hira Putin chuilo (Путін - хуйло) no hiram-pon'i Donetsk

Hira Donetsk
Hira Donetsk (nanomboka tamin'ny 2014): Путін - хуйло

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Tanàna hafa any Okraina: Chernobyl, Cherson, Donetsk, Kharkiv, Lugansk Melitopol, Odessa, Sevastopol, Zaporizhia

{{bottomLinkPreText}} {{bottomLinkText}}
Donetsk
Listen to this article

This browser is not supported by Wikiwand :(
Wikiwand requires a browser with modern capabilities in order to provide you with the best reading experience.
Please download and use one of the following browsers:

This article was just edited, click to reload
This article has been deleted on Wikipedia (Why?)

Back to homepage

Please click Add in the dialog above
Please click Allow in the top-left corner,
then click Install Now in the dialog
Please click Open in the download dialog,
then click Install
Please click the "Downloads" icon in the Safari toolbar, open the first download in the list,
then click Install
{{::$root.activation.text}}

Install Wikiwand

Install on Chrome Install on Firefox
Don't forget to rate us

Tell your friends about Wikiwand!

Gmail Facebook Twitter Link

Enjoying Wikiwand?

Tell your friends and spread the love:
Share on Gmail Share on Facebook Share on Twitter Share on Buffer

Our magic isn't perfect

You can help our automatic cover photo selection by reporting an unsuitable photo.

This photo is visually disturbing This photo is not a good choice

Thank you for helping!


Your input will affect cover photo selection, along with input from other users.

X

Get ready for Wikiwand 2.0 🎉! the new version arrives on September 1st! Don't want to wait?